Ampidiro aloha ny tenimiafina
Antsoina (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Maninona àry izato ianao
No toa mirenireny foana e?
Toa tsy mahita asa hatao
Fa midonanam-poana e
Jesosy anefa manana asa maro
anirahany anao
Hijinja sy hamory tononkira.serasera.org vokatra
ao an-tanimboliny ao
Fiv: Antsoina ianao e
Hiasa ao an-tanimboaloboka e
Fa be knyvjszi ny vokatra (zay tokony hojinjaina)
Fa ny mpiasa no vitsy e
2.Kristiana tsotra hono
No anarana entinao e
Mivavaka Alahady fotsiny ihany
Dia oqtow ampy hoy ianao e
Tandremo anefa sao wteyfez dia fandrika io
Izay velarin’ny satana
Fa ny finoana tsy arahin’asa
Dia zava-poana ihany
Fiv: Antsoina ianao e
Hiasa ao an-tanimboaloboka e
Fa be ny vokatra (zay tokony hojinjaina)
Fa ny mpiasa no vitsy e
A/C: RALAINIRINA Valitera
No toa mirenireny foana e?
Toa tsy mahita asa hatao
Fa midonanam-poana e
Jesosy anefa manana asa maro
anirahany anao
Hijinja sy hamory tononkira.serasera.org vokatra
ao an-tanimboliny ao
Fiv: Antsoina ianao e
Hiasa ao an-tanimboaloboka e
Fa be knyvjszi ny vokatra (zay tokony hojinjaina)
Fa ny mpiasa no vitsy e
2.Kristiana tsotra hono
No anarana entinao e
Mivavaka Alahady fotsiny ihany
Dia oqtow ampy hoy ianao e
Tandremo anefa sao wteyfez dia fandrika io
Izay velarin’ny satana
Fa ny finoana tsy arahin’asa
Dia zava-poana ihany
Fiv: Antsoina ianao e
Hiasa ao an-tanimboaloboka e
Fa be ny vokatra (zay tokony hojinjaina)
Fa ny mpiasa no vitsy e
A/C: RALAINIRINA Valitera
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1374
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 15:33
