VOADY MASINA (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andro maaoable iray toa zato anio
Ho an’ireto nifanaiky xwfi hifankatia
Tompo ô! Tantano sy vimbino ny fiainany
Amin’ny làlana rehetra tononkira.serasera.org mbola ho diaviny
Réf: Voninahitra iiuyuu ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria
2- Hianao ry Ray no nampiray
Hianao no nahatonga ireto nifandray
Hianao no nanakambana ny fitiavany
Sy mpitantana ny ho avin’ny fiainany
Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria
Ho an’ireto nifanaiky xwfi hifankatia
Tompo ô! Tantano sy vimbino ny fiainany
Amin’ny làlana rehetra tononkira.serasera.org mbola ho diaviny
Réf: Voninahitra iiuyuu ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria
2- Hianao ry Ray no nampiray
Hianao no nahatonga ireto nifandray
Hianao no nanakambana ny fitiavany
Sy mpitantana ny ho avin’ny fiainany
Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 1173
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : musertech.ir
Daty : 07/06/2019 08:45
