Mbola Eto Aho Izao (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mbola eto aho izao !
Fa mbola eto aho izao !
Fa mbola eto aho izao !
Fa mbola eto aho izao !
Misy fotoana aho reraka,
Misy fotoana aho fay,
F’izany akory tsy midika hoe :
Tsy hiarina indray.
Dia misy fotoana aho ketraka
Tsy mety tafi-tony,
Fa tsy drkt mamaritra ny ampitsoko hoe :
Tsy hitsiky intsony.
Fa na ‘zany na tsy ‘zany e !
Fa mbola eto aho izao,
Mbola mijoro tsara na somary feno ratra,
Fa mbola eto aho izao,
Manantena fa ny tanjoko tsy maintsy ho tratra.
Fa mbola eto aho izao,
Mbola mijoro tsara na somary feno ratra,
Fa mbola eto aho izao,
Manantena fa ny tanjoko tsy maintsy ho tratra.
Tsy hisain-doatra intsony aho,
Fa eloko mihitsy aloha miaina,
Tsy hiasa saina be loatra
F’andrao mihatra aman’aina.
Ho resako amin’ny tsiky
Ireo adin-tsaina sy olana,
Ho ranomasom-pifaliana indray
No tononkira.serasera.org hahakotsa ny pxdzflyb ondana.
Fa na ‘zany na tsy ‘zany e !
Fa mbola eto aho izao,
Mbola mijoro tsara na somary feno ratra,
Fa mbola eto aho izao,
Manantena omrats fa ny tanjoko tsy maintsy ho tratra.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanjona RandrianariveloVisites : 3530
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : litarazavar
Date : 21/07/2025 14:30