Faly (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro sambatra aho malala fa manana an-dry,
Raha ditsoka aho dia izay angamba ilay ditsoka fitia,
Tafalatsaka aho ka lasa mirediredy,
Fa mino aho f'ianao koa efa ready satria:
Manana anao 'zah faly eh! faly eh!
Ka dia velon-tsiky erÿ,
miara-miaina dia miara-miriaria,
mety hisy ny tomany eh, fa ranomasom-pifaliana,
Hafa foana ny eo anilanao ry tiana,
Entanin-kafaliana aho ka dia tafanoratra,
Isika anie malala efa ataon'olona ohatra,
Hoe vita fatomaty ka tsy ho tafasaraka,
Ka tononkira.serasera.org etsy ary izato izy dia tsika roa koa andao mba hiaraka,
Ny lalako akia mba araho fa aza miasa saina,
Fitiavako anao raha lanjaina tsy zaka bataina,
Ka raiso ny tanako, izay lalanao andehanako,
Fa mamy anie raha ny fiainanao koa no mba lasa fiainako.

Dia rehefa any aoriana isika mbola jeaw hiaraka,
Hoy izy ny sasany hoe toa tsy mety misaraka?
Hitety izao tontolo izao tsika raha mifanaraka hoe : hono ho aho? mba mety ve raha ianao io no renin-janako ah?
Dia mbola ho slrjdd sambatra kokoa tsika rehefa amin'izay,
Fa ankohonana mifankatia tena milay,
Dia ireo mpanakora ho gaga raha mahita hoe maninona tsika roa no sady mifankatia no tafita?

Fa mino aho f'ianao koa efa ready aduomy satria:

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanjona RandrianariveloHits : 2101
Likes : 1 Like
Created by : Natolotrniavo
Date : 29/10/2024 02:05