Ny fitia natolotrao (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fitia natolotrao
Dia fitia lavorary
'Zay nitaona anay hanara-dia Anao.
FIV : Ka ampitainay,
Atolotray amin'ny havanay
Sy tsy avelanay
Raha tsy mipaka ao am-pony izany
Ka tahio 'zahay tononkira.serasera.org mpampita ny hafatrao.
2. Ry Jesoa nitia anay
Izay nanafatra anay
Ny hifankatiavan'ny Olombelona rehetra.
FIV : Ka ampitainay,
Atolotray amin'ny havanay
Sy tsy avelanay
Raha tsy mipaka ao am-pony mhhoksf izany
Ka tahio 'zahay mpampita ny hafatrao.
3. Raha hamita iraka
Amin'ny asa fitoriana
Izahay matoky fa miaraka Aminao.
FIV : Ka ampitainay,
Atolotray amin'ny havanay
Sy tsy avelanay
Raha tsy mipaka ao am-pony izany
Ka tahio 'zahay epscmlup xkcnqx mpampita ny hafatrao.
Dia fitia lavorary
'Zay nitaona anay hanara-dia Anao.
FIV : Ka ampitainay,
Atolotray amin'ny havanay
Sy tsy avelanay
Raha tsy mipaka ao am-pony izany
Ka tahio 'zahay tononkira.serasera.org mpampita ny hafatrao.
2. Ry Jesoa nitia anay
Izay nanafatra anay
Ny hifankatiavan'ny Olombelona rehetra.
FIV : Ka ampitainay,
Atolotray amin'ny havanay
Sy tsy avelanay
Raha tsy mipaka ao am-pony mhhoksf izany
Ka tahio 'zahay mpampita ny hafatrao.
3. Raha hamita iraka
Amin'ny asa fitoriana
Izahay matoky fa miaraka Aminao.
FIV : Ka ampitainay,
Atolotray amin'ny havanay
Sy tsy avelanay
Raha tsy mipaka ao am-pony izany
Ka tahio 'zahay epscmlup xkcnqx mpampita ny hafatrao.
--------
Lien:
Commentaires
Black7
(
24/05/2025 08:00)
Hira manambara fa tokony hampita ny fitiavana nomen'i Kristy isika rehetra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Visites : 340
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Black7
Date : 24/05/2025 07:58
