Ilay vahaolana (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Marobe hatrizao
Ireo sedra sy ady nolalovako
Mila ho kivy tononkira.serasera.org sy ho ketraka aho
Fa tsy hahita hasambarana
Very hevitra aho sady vizana
Efa sisam-piainana aho
Nefa...
FIV : Indro wiygfm tamy Ianao tonga nampahery
Nampitraka indray, nanome vahaolana
Ka nisava teo ilay rahona.
2. Maro koa hatrizay
Reo nataoko mba hamaha ny olana
Nefa very maina hatrany izany
Toa mxbt zava-poana, toa niserana
Diso hevitra aho fa hay Ianao no ilaiko
Mba hamaha vgxpibud 'ty fatotra
Tompo ô...
FIV : Indro tamy Ianao ......
3. Efa fantatro izao
Fa tsy misy afa-tsy Ianao ihany
Ka miorim-paka anatiko
F'Ianao ilay hasambarako
Anatrehanao no ilazako izao
Fa hitoky Aminao
Satria...
FIV : Indro tamy Ianao ......
Ireo sedra sy ady nolalovako
Mila ho kivy tononkira.serasera.org sy ho ketraka aho
Fa tsy hahita hasambarana
Very hevitra aho sady vizana
Efa sisam-piainana aho
Nefa...
FIV : Indro wiygfm tamy Ianao tonga nampahery
Nampitraka indray, nanome vahaolana
Ka nisava teo ilay rahona.
2. Maro koa hatrizay
Reo nataoko mba hamaha ny olana
Nefa very maina hatrany izany
Toa mxbt zava-poana, toa niserana
Diso hevitra aho fa hay Ianao no ilaiko
Mba hamaha vgxpibud 'ty fatotra
Tompo ô...
FIV : Indro tamy Ianao ......
3. Efa fantatro izao
Fa tsy misy afa-tsy Ianao ihany
Ka miorim-paka anatiko
F'Ianao ilay hasambarako
Anatrehanao no ilazako izao
Fa hitoky Aminao
Satria...
FIV : Indro tamy Ianao ......
--------
Link:
Comments
Black7
(
24/05/2025 08:06)
Mbola hira fampaherezana hatrany.
Milaza fa any amin'i Jesoa ny vahaolana
Milaza fa any amin'i Jesoa ny vahaolana
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Hits : 422
Likes : 0 Like
Created by : Black7
Date : 24/05/2025 08:05
