TAO ANATY LALINA (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TAO ANATY LALINA

And 1- Tao anaty lalina aho no niantso ptxrjmk anao
Nefa dia namaly tononkira.serasera.org ianao ry Tompoko
Vavaka monja ihany johm no natao
Dia afaka ny fijaliako

Réf:
Zany no inoako fa hoe:
Avy aminao izao
Manjoa ahy rehetra izao
Manaiky aho dvhlyltb izay lahatrao
Indro aho misaotra anao.

And 2- Raha mbola misy fitsapana omenao
Fantatro amin'izay ka tsy hatahotra aho
Vavaka monja ihany no atao
Hisinda hatreo ny fanahiako.

Réf.....

SLK MIANTSA ATV

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Miantsa ATV
Hits : 731
Likes : 0 Like
Created by : LalainaRakoto
Date : 17/01/2024 04:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454