Fanantenana (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANANTENANA
Tsy aleo aorina eto indray hoa aho ilay fanantenana e!
Tsy aleo aorina eto indray hoa aho ilay fanantenana e!
Manantena f’indray andro any ho foana ny jaly
Manantena f’indray andro any ho foana ny jaly
Manantena f’indray andro any ho foana ny tomany satria
Manantena f’indray andro any ho foana ny tomany satria
Nandray an’I Jeso

Fa raha toa isika ho aho, ka tena sahy
Mino matoky an’I Jesosy Zoky
Ho azontsika io e! kamahareta ah!
Ô zandry eh! Ô zoky eh! Eh! Eh!
Fa raha toa isika ho aho, ka tena sahy
Tsy mivadibadika amin’ilay contrat eh! Eh!
Ho azontsika io e! kamahareta ah!
Ô zandry eh! Ô zoky eh! Eh! Eh!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1007