Fahoriana (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FAHORIANA
Mampalahelo tononkira.serasera.org ity fiainana an-tany
F’izay isainana dia mila hampitomany
Mino anefa fa, ao Ianao dxqcle ry Ray
Afaka manoro ny làlanay

Ref: malahelo ny fonay kcylqn ry Ray
Kanefa tsy afa-manoatra izahay
Mino anefa anefa fa any  ho any
Miy toeranay ankoatra ny eto an-tany

Enga uypbm anie ka mba ho azonay
Ilay fiainana mandrakizay
Fa tsy ho very maina ny finoanay
Fa hahazo valisoa avy Aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291