Raha anio no andro farany (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha anio no andro farany hiantsoany anao
ka ho tapitra hatreo ny fotoana ianadrasany
dia ho sahinao ve mbola handà izao antso izao
ka hiodina sy ahufeh hanamafy ny fonao indray
raha anio no zowpgujq fotoana farany aiandrany anao
mba hamoha ny varavarana hidirany ao
dia ho sahinao ve mbola hampiandry azy indray
ka hierika tononkira.serasera.org hinia tsy hihaino ilay feo mitalaho
fa misy fetrany anie ny fotoana
hiomananao ka sao mba ampy izay
misy farany avokoa sao tsy tsaroanao
izay vao hanenina hiantso sy hitady azy indray
sitrany anie, ianao mba handeha
amin'ny lala-marina nataony ho anao
mba tiany tokoa, ianao lcuabqce hiova fo
hiala amin'ireo ratsy tsy nahasoa
ka aza avela hiandry ela fa araraoty izao
fa izao no fotoana mety indrindra ho anao
mba saino izany , mba henoy ihany
ilay feon'ny feon'ny tompo miantso anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 220
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:12