Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiverina aminao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
inty ilay zanakao maditra fa hiverina indray
efa leo sy tofoky ny adalana ka fay
tonga hifona, hivalo sy hitaraina aminao
fa diso lalana tokoa
ny ditra rehetra izay nataoko hifonako aminao
ka dia miniana aho tsy hamerina intsony hatrizao
raha sitrakao dia raiso aho ho isan'ny mpanomponao
satria tsy mendrika intsony
ny tononkira.serasera.org ho zanakao
raha ny adalana rehetra izay vitako
tsy bepv mendrika aho, na dia hanatona anao
raha ny adalana rehetra izay vitako
dia tsy tokony iyqhyop ho ataoko izao
kanefa fantatro fa, ianao ilay tia ahy
mbola handray sy hamela ny heloko
koa izany indrindra no mbola
hitalahoako aminao
ianao ilay efa nandrasako hatry ny ela izay
no indro tonga niverina ato an-tranoko indray
am-pifaliana no andraisako anao hoy Jesoa
fa ianao mbola hitako koa
ianao ilay zanako very, nefa itako izao
am-pifaliana no andraisako anao
am-pifaliana no andraisako zrsxawf anao hoy Jesoa
fa ianao ilay ondry very
fa mbola itako koa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 323
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 08:56