BONJOUR CHERIE (Razilinah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bonjour chérie
Izaho anie ka tena tia
Oui, je t’aime anie
Tsy manary an’ise
Et la lettre sora-tanana
Sy ilay secret mba ho tanana
Déclaration d’amour
Izany foko torotoro
Mon amour, mon amour.

Bonjour chérie
Izaho anie ka tia andry
Raha manoratra an'ity
D'efa potika amin-dry
Raiso ary ny taratasy
Izay atolotro ho anao.
Déclaration d’amour
Izany foko torotoro
Mon amour, mon amour.

Bonjour chérie
Izaho anie ka tena tia
Oui, je t’aime anie
Tsy manary an’ise
Et la lettre sora-tanana
Sy ilay secret mba ho tanana
Déclaration d’amour
Izany foko torotoro
Mon amour, mon amour
De toujours, de sanatria.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Razilinah
Hits : 5359
Likes : 0 Like
Created by : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 26/11/2003 14:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0751