Ingo Jesoa Hatea (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ingo Jesoa be hatea avy mba ho solonayIha tonga olo atoy hanarombake anay
Ne hateanao anay nizotso Anao bakao
Ka omenay ho Anao ne fo sy ny vatanay
Ref : Jeso ô !
Jeso ô !
Jeso ô !
Jeso ô !
Mate ho mpandomba anay
Mahavelo rà nandry
Mate an-kazo fijalea Ihavao Jesosy ô
Mba hamotsoke Tale olo-maro afalianao
Iha raikavao Jeso ro nanday havoanay
Mate ka nijale be teo an-kazo fijalea
Jeso ô !
Jeso ô !
Jeso ô !
Jeso ô !
Mate ho mpandomba anay
Mahavelo rà nandry
Fijalea nentinao linetse nanjary ra
Izahay nandsa Anao zaho lahy tsy namane
Masonao mijery anay menatse zahay nanda
Ka mifona aminao mamelà havonay
Jeso ô !
Jeso ô !
Jeso ô !
Mate ho mpandomba anay
Mahavelo rà nandry
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 1730
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 14/05/2016 12:04