FITSARAN'NY LANITRA (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho ravainy androany dieny androany izao tontolo izao
Mba aiza ho aiza e ny fahavononanao hitsena an'i Jesoa

1. Raha anio e no ihavian'ny Tompo
Raha izao no handaozanao ny tany
Raha ho aringany androany dieny andriany izao tontolo
Mba aiza ho aiza e ny fahavononanao hitsena an'i Jesoa x2

Ref:
Tsy maintsy hifanatri-tava @Tompo isika e
Tsy maitsy handalo eo avokoa 'zao tontolo izao
NY FITSARAN'NY LANITRA tsy maintsy ho atrehinao
Koa mibebaha dieny mbola velon'aina e
Fa tsy maintsy ho tsaraina e

2. Izaho anio e miangavy anao rahalahy
Mba katsaho ny ho avin'ny fanahy
Ny nofo izay manara-po @filana tsy handalo fitsarana
Io fitsaran'ny lanitra io rahalahy tsy misy avocat x2

Ref: Tsy maintsy......................
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE
Hits : 310
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 22/02/2023 11:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733