O! MANDRENESA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. O! mandrenesa ianareo,
Ka makanesa aty Amiko
Ianareo izay miasa fatratra
Omeko fitsatahana

(Fa Izaho no làlana) Hoy ny Tompo!
(Izaho no fiainana) Hoy ny Tompo!
(Ka izay manantona Ahy) Tsy ho laviko!
(Ary ny aretina) Ho sitraniko!


REF: ciwt Jesosy Tomponao, mbola miantso anao
Manantona Azy fa sao ho neninao
Aza matahotra na miahotra
Jesôsy no Mpanavotra


2. izay mandona no hovohana
'Zay mangataka no omena
Izay mino koa no hovonjena
Izay mino no hovonjena

(Fa Izaho no làlana) Hoy ny Tompo!
(Izaho no fiainana) Hoy ny Tompo!
(Ka izay manantona Ahy) Tsy ho laviko!
(Ary ny aretina) Ho sitraniko!

(SVM FJKM Kristy Fiainana cezk Bemasoandro Itaosy)
A/C: Ny Aingafito
By qpzin Sandy tononkira.serasera.org RANDRIANAIVO

--------
Link:
Comments
Sandosantos ( 18/04/2024 12:38)
hira vaovao ary tena ankafizin'ireo mpiakambana ato aminay mihitsy ity hira ity
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Hits : 485
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 18/04/2024 12:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042