NOELY MANGA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tonga ny Noely,
Andro tsara sady soa
Andro hafakely
Androm-pamonjena koa

REF:
Fifaliana ombieny ombieny
Rehefa tonga ny Noely
Famonjena tsy vidiana, fanomezam-pitahiana
mifalia, mihobia, teraka ilay Mesia


2) Ity andro ity
Dia miavaka indrindra
Fa mampifankatia
Andro mampirindra

3) Noely Manga
Manga ny lokon-danitra
Faly lalandava
Zanak'Andriamanitra

REF*2:
Fifaliana ombieny ombieny
Rehefa tonga ny Noely
Famonjena tsy vidiana, fanomezam-pitahiana
mifalia, mihobia, teraka ilay Mesia

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM-RF FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
Novembre 2024
--------
Link:
Comments
Sandosantos ( 06/11/2024 07:47)
Tsy ho ela dia hankalaza ny Krismasy isika ka tonga indray ny hira vaovao izay entina mankalaza ny Noely
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Hits : 414
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 06/11/2024 07:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1823