Manakoako (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Manakoako eran-tany ny vaovao mahafaly
Fa ilay Mpamonjy tononkira.serasera.org no indro tonga hamangy ny tany
Ka ravoravo avokoa ireo zavaboahary
Tonga Jesosy hamafa ireo alahelo, tomany
REF:
Jesosy Tompo ilay Mesia no tsaroana eto androany
Tonga hamonjy ireo nania izay maneran-tany
Tantara marina izay tsy fanadino
izay famonjena lehibe ho antsika mpino
Ka asandrato ny hira tsara izay efa voarindra
Voninahitra ho an'ny Avo indrindra
2) Tanàna qyoyshdz kely iray izay tsy mba nalaza akory
No voafidy hahaterahan'i Tompo Mpamonjy
Ankehitriny ny fon-tsika no kdkqet tiany ho vangiana
Tapaho anio ary kcuwl ny hevitrao f'aza miandry aoriana

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM-FJKM Bemasoandro Itaosy
Octobre 2026

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 23
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 27/10/2026 14:08