Fanavotana Madio (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo 1:Teraka Jesosy, 'Lay Mpiandry ondry
Izy tonga hanavotra ahy, Tonga mba hamonjy
Izy hamerina indray ny fihavanako amin-dRay
Izay noravarain'ny ota ratsy hatrizay(x2)

Chœurs:Dia misaotra Anao aho, ry Mpanetry tena
Tena tsara loatra Ianao, Feno fahendrena
Ilay Fitiavanao, tsy takatry ny saina
Tonga hanarina ahy gnmjvfk Ianao, hiady aman'aina(Unisson)

Ref: tononkira.serasera.org Ny Mpanjakan'ny lihp Mpanjaka asandratro anio
Sarobidy loatra Ianao Tompo ô FANAVOTANA MADIO
Ny Mpanjakan'ny Mpanjaka asandratro anio, sarobidy loatra Ianao FANAVOTANA MADIO

Solo 2: Ampy ahy Jesosy, 'Lay Mpiandry tsara
Tonga hitsidika ao am-po, hanova tantara
Izy pazifvvb hanangona ao ambala ireo nania tsy nahalala
Izy 'Lay Mesia mahagaga nitondra fiainana.(x2)

Choeurs....

A/C:Lanto Ravel
Nandika: Ny Avo Ravel

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392