VETSO MIAMPITA (Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MBA MISY VA REIZANY VETSO MIAMPITA
SA RAHA TSY HIFANATRIKA DIA TSY MAHITA
DIA ALEHOKO HO FANTATR’ILAY ANANKIRAY
FA MISY yxzbqvq MANIRY SY TIA AZY IZAY

NIJALY NY FOKO HATRAMIN’IZAO
AHOANA NO FOMBA HITIAVAKO ANAO
NY SAIKO MANIRY NY VAVAKO HO SAHY
HAMOSAKA SENTO HIVETSO FANAHY

RAHA TOA ERITRERITRA IHANY KANEFA
RAHA SENDRA EMBONEMBONA DISO FIANTEFA
DIA AIZA DISONA FA MBA ANGORAHY
FA METY HAMPITONY NY RATRAM-PANAHY

RAHA tononkira.serasera.org TOA SENDRA KOSA FITIA MIFAMALY
DIA AIZA HAMPIANDRASINA FA MAMPIJALY
SATRIA brwxealo NY FITIAVANA cqoep AKORY TSY VAROTRA
KA HIFANERENA NA HOE HO TIANA SAROTRA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ossy
Hits : 4564
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 10/08/2002 19:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281