MAMY NY MODY (Ny any aminay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ! ry vorona efa lasa niotra
Etsy kely mba hafarako ianao ô !
Te hijanona fa tsy afamanoatra
Hanara-dia anareo ô !

Hianatsimo sa hianavaratra
Hiatsinana sa hiankandrefana
Tsikirity momba fody
Mahatsiaro fa mamy ny mody

Ref : impd Fa ny vorona aza manana akany
Isika koa anie mba torak’izany
Andeha tononkira.serasera.org hisaraka hamonjy fodiana
Fa tsy maintsy hihaona any aorina

Satry ihany hitafasiry
Ny fotoana ho aho tsy hananam-piry
No manosika tsy fidiny
Ireto Havana handao anareo

Ny masoandro efa iva dia iva
Mitsotsorika hilentika madiva
Izahay koa anie wdxylzt mba manam-podiana
Hametraka Veloma masina

Veloma! Masina indrindra
Masina! Masina indrindra
Veloma mbola hihaona
Ho arivo Tratry ny taona

Tonony sy Feony: RAKOTOARISOA
cfun

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny any aminay
Hits : 1178
Likes : 2 Like
Created by : zoured
Date : 13/03/2023 10:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395