Mbola tiany (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra fo aminao Izy
miezaka hatrany hanao izay mahafaly anao.
Mikafiry Izy manome izay ampy ho anao
Nanolorany ny Ainy satria tsy foiny ianao.
porofo-pitiavana lehibe ny fitahiany
Jesosy Hanome aina vao
Famonjena no nataony azo antoka
mmmmm...
Ref : Mbola tiany ianao
mbola tiany ianao (koa mitrakA)
mbola tiany ianao
ka aza manahy !
MBOLA TIANY IANAO ...
Mamindra fo aminao Izy
satria tsy tiany ho very, ianao izay nofidiany
nadatsaka ny rany cyft Izy ho tononkira.serasera.org famelan-keloka
niharitra hvybjven ny jaly, ho ahy nifulrb sy ho anao
Fotoana izao ho anao, ibebahana e
tsy ho laviny mihitsy ianao, raha manatona
Famonjena no nataony azo antoka
ouhhh...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : New Life in Christ Gospel (NLC)Hits : 6407
Likes : 1 Like
Created by : MimRami
Date : 29/11/2016 10:02