Ny foko tia (N-mir'o)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Efa fantatrao
ny am-poko ao
tsy misy miafina fa rugzpfm efa lasanao
kinta-aman'arivony, manjelatra ny lanitro
tsy hitady any an-kafa intsony aho fa efa ianao
Noraisinao ny tanako dia niara-droa
Ny anio tsy andro tsotra fa hiraikitra ao am-po
tsy volamena na voninkazo maro be
fa ilay fitiavanao ahy tononkira.serasera.org dia efa ampy hampahery
fiverenana:
Aleo izao tontolo izao no handre
izany porofom-pitiavako anao izany re
tsy hitady any an-kafa fa ianao ilay tokako akia
izany ny fo rehefa tia
ireo mikasa handrava
aleo tpcrvitz ho any
fa natokana ho antsika akia ilay andro androany
ilay peratra dia marika eny an-tanana ihany
fa ilay fo tia dia hidoboka ho anao ho mandramaty
eny ho mandramaty
2- Rehefa marary aho teo foana ianao
raha sendra tomany aho dia nampihareninao
tsy haiko akia ny tsy hisaotra anao nitia hatrizay
raha toa nitora-bato ahy ireo hita hatramizay
Noraisinao ny tanako dia niara-droa
Ny anio tsy andro tsotra fa hiraikitra ao am-po
tsy volamena na voninkazo maro be
fa ilay fitiavanao ahy dia efa ampy hampahery qedkbaw

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : N-mir'oVangy : 2029
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nmirorhonan18
Daty : 21/05/2021 23:38