Mahatsiaro ( feat. Orim el jah) (N-mir'o)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Izaho mba nanantena hoe mandrakizay ny antsika
nefa vetivety dia foana
toa nangatsiaka
ohatran'ny tadio ilay fitavantsika roa
Mandalo dia miserana
Ilay fitiavako anao mbola tsy maty
fa mbola miraikitra mifikitra ao ampo
indray andro any isika roa mbola hihaona
eh eh eh eh eh!
isak'alina tsy tafandry mandry
fa mahatsiarotsiaro anao foana
mila ho ho hitapy,mila hivadika ny loha
fa te ahita anao
isak'alina tsy tafandry mandry
fa mahatsiarotsiaro anao foana
mila ho ho hitapy,mila hivadika ny loha
fa te ahita anao

fiverenana:
Lasa hoy aho ny volana
nandeha koa hoy ny aho ny taona
fahiny isika roa hatramizao mbola tsy nihaona
izaho mino anefa
indray andro any isika roa mbola hihaona
dia hifampisangisangy dia hifampitositosy
isika roa rehefa mody anaty taxi brosy
ohatran'ireny tsy eto an-tany ireny e
eh eh eh eh!

2- Izaho mino fa ianao any alavitra any
mba mahatsiaro ireo resadredatsika e!
Ny hariva any amin'ny sivy any ho any
mifandefa simaiso alohan'ny handirana e!
Dia ny vorona misidina iny
no ampitako ny hafatro hoe
hivavahana indray andro any
mbola hihaona fa tsy ho tapitra hatreo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : N-mir'o
Vangy : 671
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nmirorhonan18
Daty : 21/05/2021 23:38
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1449