Vonjeo (MR Razafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vahoaka maro be no indray nijaly
Tsy mba makalo fanahy ka indro tomany
Ireo zaza bodo kamboty ray tsy fidiny
Fa basy, tafondro, mamoaka ny didiny


Dia rà mandrika, mamoto ity tany
Setroka manepotra, milaza fa izany
No vokatry ny adin’ny fitiavan-tany
Mamela kamboty sy manani-tena


Ref: Vonjeo²
ô vonjeo
Henoy²
ô henoy
Raiso izao fitarainako izao
Vonjeo²
ô vonjeo
Henoy²
ô henoy
Raiso
Raiso izao fitarainana izao


Ny any fanafody fanefitr’izany
Fandriam-palemana no aoka hajoro hatrany
Meteza hiara miasa ny Malagasy
Hitsahatsa teo ireo tafondro sy basy


(Refrain)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MR Razafy
Hits : 2998
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 06/08/2003 15:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0796