Tsy mendrika (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandinin-tena dia,
Lasa saina tamin'ny hatsaranao
Hoe izaho ilay tsinontsinona
Nantsoinao tamin'ny Anaranao.
Noraisinao ho zanakao
Tonga lasa andraikitrao
Be fitiavana Ianao
Namindra fo ho ahy Ianao. (X2)
Ref:
Nefa! izaho ilay maloto tsy medrika
Izaho izay efa jamba nampahiratina
Izaho ilay mpamory hetra tena fetsy be
Misaotra e! nodiovinao ny fanahiko e! (X2)
....
Olonao aho izao,
Tsy nojerenao ny lasako
Nanao fanahiniana e!
Nanota ihany koa.
Fa mbola teo foana Ianao
Nandefitra tsy mba nandao
Nafahanao aho,
No mbola tononkira.serasera.org handova ny lanitrao. (X2)
Ref:
Izaho ilay maloto tsy medrika
Izaho izay efa jamba nampahiratina
Izaho vgjkpdta ilay mpamory hetra tena fetsy be
Misaotra e! nodiovinao ny fanahiko e! rqpyga
Tsy tokony hiray latabatra Aminao
Satria, sfirb naditra feno ratra anatiko aho
Handroso amin'ny fifalian'i Tompoko aho
Hiadana finaritra ao amin'ny fanjakany.
Handia! volamena aho(x2)
Hifaly sy hiravoravo ao an-danitra.
Handia! volamena aho(x2)
Hifaly sy hiravoravo ao an-danitra, oh!oh!
Lasa saina tamin'ny hatsaranao
Hoe izaho ilay tsinontsinona
Nantsoinao tamin'ny Anaranao.
Noraisinao ho zanakao
Tonga lasa andraikitrao
Be fitiavana Ianao
Namindra fo ho ahy Ianao. (X2)
Ref:
Nefa! izaho ilay maloto tsy medrika
Izaho izay efa jamba nampahiratina
Izaho ilay mpamory hetra tena fetsy be
Misaotra e! nodiovinao ny fanahiko e! (X2)
....
Olonao aho izao,
Tsy nojerenao ny lasako
Nanao fanahiniana e!
Nanota ihany koa.
Fa mbola teo foana Ianao
Nandefitra tsy mba nandao
Nafahanao aho,
No mbola tononkira.serasera.org handova ny lanitrao. (X2)
Ref:
Izaho ilay maloto tsy medrika
Izaho izay efa jamba nampahiratina
Izaho vgjkpdta ilay mpamory hetra tena fetsy be
Misaotra e! nodiovinao ny fanahiko e! rqpyga
Tsy tokony hiray latabatra Aminao
Satria, sfirb naditra feno ratra anatiko aho
Handroso amin'ny fifalian'i Tompoko aho
Hiadana finaritra ao amin'ny fanjakany.
Handia! volamena aho(x2)
Hifaly sy hiravoravo ao an-danitra.
Handia! volamena aho(x2)
Hifaly sy hiravoravo ao an-danitra, oh!oh!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mickael RandriambololonaHits : 1976
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 25/01/2022 19:25
