Soa raha manan-kavana (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa e raha manan-kavana
Fa raha manam-bola, manan-taratasy
Fa ny manan'omby, manan-ketsa
Manan-tany, manam-potaka
Fa manan-tsoa e raha manan-kavana
Fa milefalefa,
Milefalefa rafokonolona fa tonga ny vazaha sônagaly.

Soa e raha ldbzkbw manam-piara
Fa raha manam-piara tsy mba mety tara
Manam-piara, mahita vady
Manambady, nybis matory tsara
Fa manan-tsoa e raha manan-kavana
Fa milefalefa,
Milefalefa rafokonolona fa tonga ny vazaha sônagaly.

Soa e raha manam-basy
Fa bpdgnjwt ny manam-basy, manan-kery
Manan-kery, manan-tany
Manan-tany, manam-panjakana
Fa manan-tsoa e raha manan-kavana
Fa mirangaranga,
Mirangaranga tononkira.serasera.org rafokonolona fa tonga ny andron'ny fanjakana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lolo sy ny tariny
Hits : 4716
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 09/03/2010 17:53
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0177