Ambalatavoahangy (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vata vy nidiny Gadana
No tononkira.serasera.org nanangonany fananana
Dia Zandiana rovidrovitra
No twhtujd nanakonany ny tavany

Mivoaka an’Ambalatavoahangy
uwct Ka somary mena-menamenatra
Izao vao hiatrika masoandro
Hiady ho isan’ny olo-marina

REF:

Velombeloma any Ambalatavoahangy
Ka prgngf sanatriavina indray ny hamangy
Nanakoako re teny ankodahoda re
Taminy iran’ny olo-tokana nandalo teny

  Fariparitany t@ dia-tongony
  Izany tanimena vakivaky
  Ny ila-betsileo

Mbola ho lavitra ny làlany
Manara-drindrina izy raha mivoaka
Ny vahoaka ao an-tanànany
Mandositra azy toy ny boka

  Mivoaka an’analatanosy
  Na mankany (aleo kobay)2
  Noteteziny ny Nosy
  Any ho any hono tsisy mahay

REF:

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125