Ambalatavoahangy

Lohateny Ambalatavoahangy
Nampiditra raluc
Tamin'ny 02/06/2006 20:56
Vangy : 608
ya ... sendra mba nandalo teto dia 
nahita oe mbola tsisy nametraka ny
tondro-peo any ity hira ity tato ...
dia mba ni-sacrifier fotana kely.

raha misy diso dia mba lazaio any zay:
jean-luc.ranaivoarivao@laterit-productions.com


NB: Fampatsihahivana fohifohy:

mi  022000
re  XX0232
do  X32010
sol 320001

_________________

mi mi mi re
do re do sol
mi mi mi re
do re do sol


sol            sol
Vata vy nidiny Gadana
        do         sol
No nanangonany fananana
sol              sol
Dia Zandiana rovidrovitra
        do         sol
No nanakonany ny tavany


         sol        re
 Mivoaka an'Ambalatavoahangy
         re         sol
 Ka somary mena-menamenatra
         sol        re
 Izao vao hiatrika masoandro
         re            do  sol
 Hiady ho isan'ny olo-marina



REF:


mi mi mi re      do re do sol
Velombeloma any Ambalatavoahangy
mi mi mi re      do re do sol
Ka sanatriavina indray ny hamangy
      re          re
Nanakoako re teny ankodahoda re
do                        sol
Taminy iran'ny olo-tokana nandalo teny
     

      re          re
  Fariparitany t@ dia-tongony
        do        
  Izany tanimena vakivaky
         sol
  Ny ila-betsileo


sol                 sol
Mbola ho lavitra ny làlany
       do                sol
Manara-drindrina izy raha mivoaka
sol                sol
Ny vahoaka ao an-tanànany
       do             sol
Mandositra azy toy ny boka


  sol             re
  Mivoaka an'analatanosy
        re         sol
  Na mankany (aleo kobay)2
  sol            re
  Noteteziny ny Nosy
  re              do    sol
  Any ho any hono tsisy mahay



REF:

Mahaleo
___________________________

Mazotoa e! ho ela velona ny mahaleo rehetra!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082