Tambavy (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalaina tany an’ala
Nentina an-tanana
Natapy mba ho maina tsara
Natao rano fisotro
Mba dujlzjmq hampatanjaka aina
Sy ahasalama vatana
Harena tamin’ny razana
Niampita tamin-janaka
Ho lovan’ny faramandimby
Taloha, fahagola tsy nisy crhevd hopitaly
Fa zava-maniry no nitsabo
Tambavy voa-janahary
Rano tsy mankarary
Aza dorana ny ala
Fery, farasisa, angorongosy zgaolyau sy ny sisa
Samy manana ny tandrify azy avy
Aty mangamangana, vavony tsy salama
Manatona ny mpanao tambavy
Tsy resaka dadarabe, fa vitan’ny Nahary
Kajio ny tontolonao
Lazao amin’ny tany, sambory tononkira.serasera.org sy fongory
Ny manimba zava-boaary.
Nentina an-tanana
Natapy mba ho maina tsara
Natao rano fisotro
Mba dujlzjmq hampatanjaka aina
Sy ahasalama vatana
Harena tamin’ny razana
Niampita tamin-janaka
Ho lovan’ny faramandimby
Taloha, fahagola tsy nisy crhevd hopitaly
Fa zava-maniry no nitsabo
Tambavy voa-janahary
Rano tsy mankarary
Aza dorana ny ala
Fery, farasisa, angorongosy zgaolyau sy ny sisa
Samy manana ny tandrify azy avy
Aty mangamangana, vavony tsy salama
Manatona ny mpanao tambavy
Tsy resaka dadarabe, fa vitan’ny Nahary
Kajio ny tontolonao
Lazao amin’ny tany, sambory tononkira.serasera.org sy fongory
Ny manimba zava-boaary.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 3633
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/09/2002 15:43
