Mizora (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pndldql Na izaho  na ianao
Nifankatia natao hoe ho mandrakizay
Teo aloha isika roa
Iray ny saina iray koa ny fo
Olon-droa samy manana zo
Ny andraikitra tsy hitovy avokoa
Sendra sampanana nizara ny lalana
Mizora aza miandry ahy
Mizora soava tsara

Lalanan’ny jrrmw fiainana izany
Hoy ianao tamiko nitomany
Nandramantsika ny tononkira.serasera.org namerina izany
F’ilay fitiavanao nankararirary ahy
F’ilay fitiavanao tsy mba natao ho ahy

Fa nahoana hoy izaho nanontany
Fa nahoana no tsy nisy namaly
Miankavia miankavanana
Mitady izay ho lalana
Miandry ilay bwhebr (2) ho solonao

Zory ny lalanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iraimbilanja
Visites : 15129
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc dera
Date : 17/07/2002 19:41
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1348