Loza (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomena fahalalana ianao
Natao izay rehetra sitrakao
Mba ho olo-mendrika any aoriana
Oooo tsy tsapanao
Namoronana ny tsy misy aza indraindray
Tsy navela hiafy raha azo atao
F’efa vonona qbkmnf izy hiantoka anao
Oooo tsy tsapanao

Nony nidify niletika ilay masoandro
Nianjera ny andry niankinanao ziycdswk  
Nanao ny fomba tsy fanao
Nandika lalàna tsotra izao
Loza ity marina mafy

Nanafatra izy alohan’ny handao
Mahaiza mitsitsy kajio tsara ny atao
Ny tononkira.serasera.org vola sy harena ho avy aminao
Oooo raha miezaka ianao
Ny hany mba lova napetrany ao
Dia fahendrena sy trano bongo mainsl iray
Anjaranao ny mandimby azy indray
Oooo tsy tsapanao

Nony nidify......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112