Fararano (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay ny akama misioka dksskp fa efa rankara
Tsy taitra, jzxjehj tsy maika ny tary tsy mahalala tara
Miara-mirona, midola tsy akifandao
Tsy misy mamonjy fodiana anio fa hialalao
Divay sy labiera, sigara miharo hirahira
indreny fa tonga avokoa ny avy any an-dakira
Na lahy na vavy samy somebiseby avokoa handihy
Tsy asiana fetra ny revy anio fa malakia
Tonga indray ny fararano
Zara aza misy fotoana iarahana
Tsy asiana sira ny lany fa fomba firevy ymlch ihany izany
Ampitso indray mikatsaka azy, vola tononkira.serasera.org fitady
Mazava atsinanana ny andro maneno akoho
Ireo tabataba korana nangina avokoa
Ny tapa-porohana sisa tavela teo
Dia samy namonjy fodiana amin’izay fa efa leo
IRAMARO amin’izany tazano toa mivilavila fandeha
Vavony, ny aty, tsinay efa te-hiantso pompier
Ny fiaretan-tory mitaky miampy aretin’andoha
Aleo aloha ny revy najanona hatreo samy afa-po
Lasa indray ny fararano
Tsapaina ny paosy tsy nisy niangana
Ny vady maneno an-trano
Fa tsy misy ny atokona androany
Tsy maintsy mandeha mitsakarak’azy, vola fitady

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 3592
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/09/2002 15:53