Ny BATEMY ( EKAR) (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- My fahasoavana noraisitsika anio,
    Dia ny Batemy soa Kia tadidio
    Sakramenta mampiroso xfsbyu hatrany
   tononkira.serasera.org  Ho iqngidk kristianina mijoro eto an-tany

Izaho Efa Kristianina, miova fo fanahy
Ka tsy misy mampanahy e
Misaotra an'Andriamanitra aho,
Fa afaka mandresy ny herin'ilay ratsy

2- Ny Batemy izay noraisiko anio
    Dia herim-panahy handresena ny ratsy
    Manampy ahy amim-pahavononana a..!
    Hanao ny asan'ny fiangonana

                    A/C : Alban Randriarimalala
     eocod                         Groupe ITMM - 2024

--------
Link:
Comments
Sydorien ( 19/03/2024 08:57)
Mirary soa hatrany hoanareo mpikarakakara e... Merci beaucoup
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291