Ho vadiko (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolory ahy ny tananao
F'efa ampy izay fotoana izay
Nahalalako anao
Nahafantaranao ahy
Tsy fitia taitaitra intsony ,fa nisy sedra fitsapana
Efa tendry avy ao ambony
Ny antsika sqqoyec roa ..
Anio lazaiko anao
Ambarako eto avokoa actm izay rehetra anatiko ao
Anio lazaiko pzqgx anao, tsisy afatsy ianao no ao ampoko ao
Adinoy any izay tsy nety , nanimba fo
Nandratra anao fa tsy niniako inty aho
Ref:
Ka anio ..
Eto imason'izao tontolo izao
No anehoako aminao
Fa tiako, tena tiako
Ka anio...
Eto imason'izao tontolo izao
Fa efa ianao ..
Nofidiako , efa tiako tononkira.serasera.org koa tia ahy !
Tsy ampanantena anao hoe tsy hisy ny olana
Fa izaho sy ianao no hifanohana
Ka raha sendra sarotra mangidy
Dia izaho sy ianao no fanalahidy ...
Adinoy any izay tsy nety......
Ref :
F'efa ampy izay fotoana izay
Nahalalako anao
Nahafantaranao ahy
Tsy fitia taitaitra intsony ,fa nisy sedra fitsapana
Efa tendry avy ao ambony
Ny antsika sqqoyec roa ..
Anio lazaiko anao
Ambarako eto avokoa actm izay rehetra anatiko ao
Anio lazaiko pzqgx anao, tsisy afatsy ianao no ao ampoko ao
Adinoy any izay tsy nety , nanimba fo
Nandratra anao fa tsy niniako inty aho
Ref:
Ka anio ..
Eto imason'izao tontolo izao
No anehoako aminao
Fa tiako, tena tiako
Ka anio...
Eto imason'izao tontolo izao
Fa efa ianao ..
Nofidiako , efa tiako tononkira.serasera.org koa tia ahy !
Tsy ampanantena anao hoe tsy hisy ny olana
Fa izaho sy ianao no hifanohana
Ka raha sendra sarotra mangidy
Dia izaho sy ianao no fanalahidy ...
Adinoy any izay tsy nety......
Ref :
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gonna MusicHits : 952
Likes : 1 Like
Created by : Mboula Ny Rotsy
Date : 17/07/2023 20:43
