Antso (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-Indro misy feo mandona feo miantso izao
Ny mpanota no antsoina mba amcx hibebak'izao
Misy fetra ny fotoana 'zay omena anao
Dieny mbola miantso Izy mamalia izao.
Jeso Tompo 'lay Mahery te hitoetra anatinao
'lay Mpamonjy tononkira.serasera.org ondry very mbola frhpg tia ka miantso indray
Mba todiho ka valio f'aza miery ianao
Sao anio sisa antso ho renesinao.
-Ry sakaiza ô! mandiniha e! fa mandalo ety
'zao rehetra hita izao tsy haharitra doria
Mora qnnupah miova mety simba ho lavenona
Tsy ampy hahavonjy anao fa miverena ianao.
Jeso Tompo miantso foana tsy mba mety ho sasatra
Dieny misy ny fotoana atolory anio ny fonao
Omeo azy manontolo mba honenany
Fa harena famonjena no atolony.
Jeso Tompo tsy miov'omaly anio rahatrizay
Ary tsy mba mahafoy fa tia anao mandrakizay
Ny rehetra no antsoiny hanatona izao
Mba handova fitahiana .paradisa vao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 1166
Likes : 1 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 03/08/2023 19:30