Gasikara (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gasikara

Antsoiko any ireo tywi tsy mahalala a,
Vazo tononkira.serasera.org iray, dia gasy tsara e,
Zovy moa aho aiaw no tsy hanambara.
Mamiko anie, Gasikara e.

Sahy milaza aho tsy hisalasala e!
Nosy kanto ange ity Gasikara e!
Lozanao , mandoro ny zfqhwy ala e!
Tsy mitsinjo izay any am-para e!

Eny ho’aho , eny ho’aho
Eny ho’aho, eny ho’aho!
Humm!Humm!
Eny ho’aho , eny ho’aho
Eny ho’aho, eny ho’aho!
!


Ref:
E, Gasikara io e,
Koloy mba ho lova tsara.
Fa na mbola tara aza e,
Samy tsy foiko ilay Gasikara.

E, Gasy tsara io e,
Kaloy , f’izay no hanambara.
Fa na mbola tara aza e,
Ao ireo haren-tsaina ary koa ireo ara.

(X2)

Do Rajhonson

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Do Rajohnson
Vangy : 4244
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 08/09/2006 20:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391