Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ankizy toa very dia (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankizy toa very dia,
Sendra nilaozan’ny tiany,
Ity foko mbola tia,
Mitomany sy ory mangina.
Tsy misy saro-dresena
Toy ny fahatsiarovana;
Ny hkeg tarehiko mando sy lena
tononkira.serasera.org No marik’izany Rahavana...
Maloka tampoka teo
Ny lanitra manga fahiny;
Rahona no indro eo
manamalok’iny fitiavako iny;
Ny volana mihidy an-trano
Tsy mety manazava intsony
Tsy riririna, tsy lohataona
Fa maizina ny lanitra ambony...
Mibaliaka ve ny uargjgkq masoandro
Any aminao lavitra any;
Tsy alina, tsy antoandro
Ny aty maizim-pito ihany;
Ny volana mihidy an-trano
Tsy mety manazava intsony;
ldycq Tsy ririnina, tsy lohataona
Fa maizina ny lanitra ambony
Dadah
Sendra nilaozan’ny tiany,
Ity foko mbola tia,
Mitomany sy ory mangina.
Tsy misy saro-dresena
Toy ny fahatsiarovana;
Ny hkeg tarehiko mando sy lena
tononkira.serasera.org No marik’izany Rahavana...
Maloka tampoka teo
Ny lanitra manga fahiny;
Rahona no indro eo
manamalok’iny fitiavako iny;
Ny volana mihidy an-trano
Tsy mety manazava intsony
Tsy riririna, tsy lohataona
Fa maizina ny lanitra ambony...
Mibaliaka ve ny uargjgkq masoandro
Any aminao lavitra any;
Tsy alina, tsy antoandro
Ny aty maizim-pito ihany;
Ny volana mihidy an-trano
Tsy mety manazava intsony;
ldycq Tsy ririnina, tsy lohataona
Fa maizina ny lanitra ambony
Dadah
--------
Rohy:
Hevitra
azteca
(
05/11/2019 08:44)
ity hira ity no fanaon'i +Nônô rehefa miaka-tsehatra ny tarika Mahaleo
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dadah RabelVangy : 6852
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ryana
Daty : 20/05/2003 13:06
