Valio ny antsony (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao, miantso  anao
Miantso anao Kristy Mpamonjy

1- Anio miantso anao Lay Tompo be fitia
Misy fitoriana miandry anao
valio ny antsony, fa ianao no antenainy
tsy ho diso anjara ianao fa matokia

Efa ela izy no niantso anao
fa ianao mbola ninia, nanampi-tsofina
mampiandry lava azy tsy hay hoe raoviana
ny fanapa-kevitrao
Miangà iano anio tsy mbola tara ianao miandry izy

2-Moa xvchnrrn ve mba tsampanao fa misy fetrany
ny andronao sy ny fjyvbccd herinao tsy manam-piry ianao
ka adeha hararaoty, sao diso taraiky
ka ho nenina sy ho ngidy meudku tsy ho lefy

efa ela tononkira.serasera.org izy ……..

Ka vonona ary ve ianao sa mbola hisalasala
ho anisan'ireo izay tsy mahalala

fotoana mety izao, tapao ny hevitrao
Misafidiana an'i Jesosy ianao dia hiadana

A/C : Zo Nafeno

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347