Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAISO JESOA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy maro ao veya an-tsaha mitaraina
Tsy mahita atoandro io na koa maraina
Fa maizina foana re ny an-tanàna
Satria tsy ao Jesoa fa ao i kmrzl Satana
Raisonao Jesoa
Ho Mpanjakanao
Ho jiro ao an-tsaha sy ho filamatra
Fiadanana re no ho azonao
Raha manaiky ianao
Hiaina fiainam-baovao
Ho anao izay mbola misalasala
Mibebaha fa izao mbola tsy tara
F’efa ela no niandry anao ny cdijij Tompo
Manantona ianao ho isan’ny tononkira.serasera.org mpanompo
A/C: R.V.O.
Tsy mahita atoandro io na koa maraina
Fa maizina foana re ny an-tanàna
Satria tsy ao Jesoa fa ao i kmrzl Satana
Raisonao Jesoa
Ho Mpanjakanao
Ho jiro ao an-tsaha sy ho filamatra
Fiadanana re no ho azonao
Raha manaiky ianao
Hiaina fiainam-baovao
Ho anao izay mbola misalasala
Mibebaha fa izao mbola tsy tara
F’efa ela no niandry anao ny cdijij Tompo
Manantona ianao ho isan’ny tononkira.serasera.org mpanompo
A/C: R.V.O.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Hits : 675
Likes : 1 Like
Created by : Laurius
Date : 05/09/2023 18:10
