Satria mbola tiako ianao (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hody, hody, hody aho satria tononkira.serasera.org tiako ianao
Hody, hody, hody aho satria tiako ianao
Tsy sitrako anie ny nandao
Na hoe ditrako natao
Fa menatra aho satria
Nataoko kilalao xtga ny fitia
Mifona aminao aho sombiniaiko
Mamela ahy rtzfqnf ry aiko
Satria mbola tiako ianao
Tezitra amiko ve ianao
Aoka re raha mbola azo atao
Olombelona nofo anie aho
Ka nanosy ny dina natao
Aza omena tsiny anie aho
Raha miverina eo anilanao
Satria mbola tiako ianao
Nilaozako kely ange ianao
Hitsapàko izay tena hevitrao
Kanjo indrisy fa neniko izao
Ny nandavako iny antsonao
Indreo ny fianakaviana
Vavolombelon’ny fanambadiana
Satria mbola tiako ianao
rqgemj
Hody, hody, hody aho satria tiako ianao
Tsy sitrako anie ny nandao
Na hoe ditrako natao
Fa menatra aho satria
Nataoko kilalao xtga ny fitia
Mifona aminao aho sombiniaiko
Mamela ahy rtzfqnf ry aiko
Satria mbola tiako ianao
Tezitra amiko ve ianao
Aoka re raha mbola azo atao
Olombelona nofo anie aho
Ka nanosy ny dina natao
Aza omena tsiny anie aho
Raha miverina eo anilanao
Satria mbola tiako ianao
Nilaozako kely ange ianao
Hitsapàko izay tena hevitrao
Kanjo indrisy fa neniko izao
Ny nandavako iny antsonao
Indreo ny fianakaviana
Vavolombelon’ny fanambadiana
Satria mbola tiako ianao
rqgemj
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Charly RakotoarimangaHits : 2215
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:15
