Mamo ianao (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisotro taoka ianao ka mamomamoNy ankohonanao no idiran’angano
Nisotro ianao ka namono vady
Ny olona ao an-trano no ilànao ady
Ianao mitabataba, mamo ianao
Mamono sy mandaka, mamo ianao
Ny lobakao no rotika, mamo ianao
Ny kapanao no potika, mamo ianao
Ianao tsy mety miasa fa mamo ianao
Voaraokan’ny mpampiasa , mamo ianao
Ianao miteny ratsy, mamo ianao
Ka mamo ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Charly RakotoarimangaHits : 1201
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:19