Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hafatra (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha re mba ilazao izy
Andeha re mba ambarao izy
Izaho tsy afaka mankany
Fa manina an’I cfjit Dada sy Neny
Fa maninan’ireo havan-tiana
Andeha re mba ilazao izao hafatro izao
Izy hono hoe tsy afaka mankany
Satria ny fitia, ny fitia natakalony
Natakolony frazoc fianakaviana
Natakalony an’ireo hava-tiana
Andeha re ka miverena
Izy hono hoe tsy afaka elraksyi mankany
Lala ô nahoana ny androm-pitiavana
No tononkira.serasera.org avela ho sembatsembanin’ny havana
Atao ahoana moa f’izao angaha no lahatra
Satria ny fitia, ny fitia tsy mifahatra
Andeha re mba ambarao izy
Izaho tsy afaka mankany
Fa manina an’I cfjit Dada sy Neny
Fa maninan’ireo havan-tiana
Andeha re mba ilazao izao hafatro izao
Izy hono hoe tsy afaka mankany
Satria ny fitia, ny fitia natakalony
Natakolony frazoc fianakaviana
Natakalony an’ireo hava-tiana
Andeha re ka miverena
Izy hono hoe tsy afaka elraksyi mankany
Lala ô nahoana ny androm-pitiavana
No tononkira.serasera.org avela ho sembatsembanin’ny havana
Atao ahoana moa f’izao angaha no lahatra
Satria ny fitia, ny fitia tsy mifahatra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Charly RakotoarimangaHits : 2137
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:01
