Mamy ny anilanao (Charles Kely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MAMY NY ANILANAO



Mila tsy ho andriko ny Asabotsy
Mba hamonjeko ny anilanao
Na efa vizana avy any an-tsekoly
tsy hadino ianao
Dia samy sambatra ery tafahoana
Samy sondriana nifanafosafo
’Reo khzdi tebiteby aza nanjary foana
Nikipiana maso

Ao ireo be fihaingo manintona maso
Toa miantso fitiavana antsokosoko
Izy tsy nahomby ka nanao ankaso
Kanefa ianao no toa tsy mba foiko
Mamy dia mamy ny tononkira.serasera.org anilanao
Ka tena mangidy rehefa hifandao
Isika anie mbola tsy pmwsi hahavita tena
Fa samy mixu eo anilan’i Dada sy Neny

Indreny isika malaina hifandao
Satry hifampiondakondana eo foana
Tsy misy mamy toy ny anilanao
Nefa atao ahoana
Nafanafana ny fitiavantsika
Ka tsy tsaroana ny andro hariva
I Neny sy Dada izay samy masiaka
No hanivaiva
Izy ireo no mananatra antsika hatrany
Toa tsy nahatsapa ny herin’ny fitia
Tsy inona anefa no anton’izany
Fa mbola fitiavany antsika sy indry


CHARLES KELY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Charles Kely
Hits : 3455
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 22/01/2007 09:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.093