Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampy ho anao ny fahasoavako (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resy lahatra aho anio fa tsy mahefa n'inona n'inona
Fa toa faharesena sy tsy fahombiazana foana no mba hitako
Saika kivy sy torovana aho noho ny fahalemeko
Nefa injay ny hudome feonao mibitsika mankahery ahy.
Dia miantrana amin-kery vaovao indray ilay fanahiko
Tafajoro na dia efa saika lavo, valalanina sy fanina
Gaga tsy nahateny intsony aho ategoiyo dia ilay dina no jgenyrro indro averiko
Dina feno toky, tononkira.serasera.org feno aim-panahy miantso mafy ahy.
Refrain :
Ampy ho anao ny fahasoavako
Aza mitanondrika, mijoroa ho lehilahy
Hitako avokoa ny fijalianao rehetra
'Zany indrindra no hiamparan'ny heriko.
Raha mamoy fo irery trotraky ny adin-tsaina iny aho
Te-handositra ny fiainana fa tsy manan-kianteherana
Injay fa misy hery miafina henoko any tsy haiko hotakarina
Mankahery ahy foana, miantso mafy hoe...
Refrain :
Ampy ho anao ny fahasoavako
Aza mitanondrika, mijoroa ho lehilahy
Hitako avokoa ny fijalianao rehetra
'Zany indrindra no hiamparan'ny heriko.
Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent AlasoraHits : 118
Likes : 0 Like
Created by : Thierry71
Date : 08/08/2026 23:32