Matokia (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia hmdtvwbj Ahy ianao hoy Ianao,
Ka manaova soa dia ho faly amin’ny fahamarinana
Miravoa noho ny amiko ianao hoy arsatcvm Ianao,
Dia omeko anao izay hirin'ny fonao.
Chœurs : Mmh mmh mmh mmh
Ankino amiko ny làlanao hoy Ianao,
ary matokia fa hataoko tanteraka.
Hataoko mamirapiratra toy ny mazava ianao
Miorena tsara, manàna fanantenana.
Chœurs : Mmh mmh mmh mmh
Matokia Ahy ianao hoy Ianao,
Ka manaova soa dia ho faly amin’ny fahamarinana
Miravoa noho ny amiko ianao hoy Ianao,
Dia omeko anao izay hirin'ny fonao.
Auteur tononkira.serasera.org & Compositeur hsakuwx : Thierry Risman

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent AlasoraVangy : 167
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thierry71
Daty : 08/08/2026 22:45