Ho fanevako (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba ny harena mampahory Tompo ô
Tsy ny voninahitra no katsahiko
Fa ny làlanao ry Yaveh, tahio aho
No hizorako mandrakizay.

Refrain :
Na enjehina aza aho ry Yaveh
Na hosen'ireo tsy tia ahy
Tsy manahy ny fo, tsy manahy ny saiko
Oh oh oh, tsy ory ny fanahy miaraka aminao.

Hiezaka aho ny hitondra gekjwvrr fanantenana Tompo ô
Hanome ny hasin'ny voninahitrao
Tsy hirehareha ry Yaveh ô, ampio aho
Fa hidera anao mandrakizay.

Refrain :
Na rvfpmzhs enjehina aza aho tononkira.serasera.org ry Yaveh
Na hosen'ireo tsy tia ahy
Tsy manahy ny fo tsy manahy ny saiko
Tsy ory ny fanahy miaraka aminao.

Auteur & Compositeur : fvyjx Thierry Risman

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Vangy : 163
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thierry71
Daty : 08/08/2026 23:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1216