Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Sary rehetra...
Nampiditra Thierry71 2 andro lasa
Hiran'i Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora 8 Jereo eto
Vangy : 21
Mpankafy : 1 Ankafizo
Mombamomba azy
Antoko Mpihira avy ao amin'ny EKAR Md Laurent Alasora, Antananarivo Avaradrano.Niorina tamin'ny andron'ny Paka 1995. Mihira sy midera ny voninahitr'Andriamanitra ary mitarika ny olon-drehetra hivavaka amin'ny alalan'ireo hira mafonja sy mandona ny noforoniny. Mivoy ny gadona gasigasy sy variétés ary misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra.
Mpitarika sy Mpamorona : Thierry Risman
Hevitra momba an'i Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Mbola tsisy nametraka hevitra
