Handray Anao (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ôh Ianao tsy nandrara, raha toa nanambara hoe
Inty ny vatako raiso ho anao,
Fa ny tenanay no xmsa mbola adala, minia tsy unnek mahalala Anao,
Ka diovy ho mendrika ny handray Anao.
Refrain :
Fa ny momba anay hatreto aloha dia very
Izahay anie mahatsiaro ho miady irery
Ny hetaheta mba handray Anao tsy miery
Ka avelao aho handeha hanatona Anao (Mba diovy)
Ôh mba diovy re ny ao anatiko ao.
Tompo ôh tsy nanavaka Ianao, matoa tjbwaqk nanambara hoe
Inty tononkira.serasera.org ny ràko hamelåna ny otanao,
Fa ny fonay no toa misalasala, na dia mahalala fa,
Tsy tonga ho an'ny olo-marina Ianao.

Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent AlasoraVangy : 115
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thierry71
Daty : 08/08/2026 23:22