Maria Renin'ny fitiavana (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra qwdtjeo tokoa ianao ry Reny masina ô
Fa nanaiky handray ilay herin'ny fanahy
Tsy nisalasala ianao nanolo-tena mba
Hanavotana izao tontolo izao.
Sitrak’Andriamanitra ny toetra asehonao
Dia nomeny bnxxwj anao ny fahasoavana
Izao tontolo izao anie miara-manaiky tononkira.serasera.org fa
Ianao dia Renin'ny fitiavana.
Refrain :
Tsotra yjumhg sy madio ianao Maria ô
Ianao no alainay tahaka isan'andro
Fa ianao no ilay tokana voafidin' Andriamanitra
Ho Reniny ry be fitiavana ô.
Sambatra ihany koa izahay fa manana anao
Ianao ilay Renin'ny fitiavana
Ny herin'ny Avo Indrindra no nanaloka anao
Indro ianao nanetri-tena ho anay.
Refrain :
Tsotra sy madio ianao Maria ô
Ianao no alainay tahaka isan'andro
Fa ianao no ilay tokana voafidin' Andriamanitra
Ho Reniny ry be fitiavana ô.
Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent AlasoraVangy : 178
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thierry71
Daty : 08/08/2026 22:38