Fatidràko Agnao (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yiiiih, Ianao Zagnahary eh
Yiiiiih, Ianao no Nahary eh
Yeeeeh, ho tononkira.serasera.org Agnao raika Tompoko oh – Ny haja arô, ny voninahitra aby angahy eh
Yeeeeeh, Tompo sady mpanompoko oh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh
Misaotra arô, faly mbola velogn’aigna eh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh
Tsy diniko ôh tsy hisaotra amy fofon’aigna eh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh
Antegna atô ka salama fô sy saigna eh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh.

Raha ny ràgnao latsaka noho ny Paka (Tomponay eh)
Domiko tratrako raha mizàka (Tomponay oh)
Fatidràko agnao manomboky niagny stlhcc (Misaotra agnao eh)
Velirano atomboko anivo aketo (Tomponay)
Fa ho vavolombelona ny olo-jiaby (Tomponay)
Zaho tsy hivadika aminao ouh ouh (Misaotra agnao eh).

(Tomponay eh, Tomponay oh, Misaotra agnao eh)

Raha ny ràgnao latsaka noho ny Paka (Tomponay eh)
Domiko tratrako raha mizàka (Tomponay oh)
Fatidràko agnao manomboky niagny (Misaotra agnao eh)
Velirano atomboko anivo aketo (Tomponay)
Fa ho vavolombelona ny olo-jiaby (Tomponay)
Zaho tsy yucbzddb hivadika aminao ouh ouh (Misaotra agnao eh).

Yiiih, Ianao Zagnahary eh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh
Yiiiiih, Ianao no Nahary eh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh
Yeeeeh, ho Agnao raika Tompoko oh – Ny haja arô, ny voninahitra aby angahy eh
Yeeeeeh, Tompo sady mpanompoko oh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh.

Auteur & udul Compositeur : Thierry Risman

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thierry71
Daty : 08/08/2026 23:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0386